Crazy in Love
Indraindray rehefa misy antony lehibe (hoan'ny lehilahy hi-propose) na antony lehikely (hoan'ny vevavy mila voatsihary ) dia mitranga ny fanotaniana hoe maninona no tinao aho?, pourkoi tu m'aimes?, why do you love me? saro-baliana tokoa izy io, kanefa rehefa ilay F no eo anoloanao dia toy tsy misy izany rehetra izany fa mivoaka hoazy ny any ampo.