Vetsovetsoko
Ny hamisavisana ny ratsy hono mba hiavian'ny soa... Mivazivazy foana
aho matetika t@ ny mikasika ity krizy eto @ firenentsika ity. Misy tena
izy ary scenario marina mety hitranga ihany anefa izy ireny. Manahy
mafy aho fa mety @ sabotsy tokoa ny fotoana hanombohan'ilay
redirediko iny. Aza hitako, aza mahita ahy... Toa tsy hita be an'ny ihany anefa izay ho
lazaina (tohiny)