Etsetra... Etsetra

Published on 06/03,2010

 

Etc... Etc...
Otran'ny atao ampotomototra be ilay dialogue national. Eritrereto hoe  mahavita mamaky soso-kevitra lalampanorenana anaki-2 isan'andro ve komity natokana ho an'izany? Raha tsy  ohatra  nga ka atao hoe  misy pejy 20 ohatra, tena minumum be izany fa tsy misy constitution fohy kely otran'zany, proposition anaki-1 dia ie mety mahavita mamaky sy mamakafaka anaki-2 isan'andro ny komity... fa na izany aza, poinsa mihoatra ny 30 ny volavolan-dalalampanorenana efa voaray any hoy aho, fara faha keliny izany (jereo ny gazety t@ Talata)... ny Dialogue national anefa efa @ 14 Jona ony ka asa sao dia angonina fotsiny fa tsy vakiana akory azany ireny zavatra nangatahina t@ olona ireny?

Ny soso-kevitro aloha efa ela no noteneniko teto ee. Ampiako kely hoe ny PCA sy ny Directera Jeneralin'ny RNM sy TVM dia tokony confirmer-n'ny senat ihany koa ary afaka antsoina manao temoinage any raha misy ny fitairanana na zavatra tsy mazava @ fitantana ny onjapeo sy fahitalavitra nasionaly... mba hialana @ le hoe mpanohitra tsy mahazo antenina mihintsy izany...

Etc... Etc...
Bevohoka indray hono ikala Celine Dion, kambana ony... ankoatra ny hoe fahasoavana ny fiterahana, kozy izany ve tsy havendranana tapitr'ohatra klelikee. Ny olona rehefa 42 taona izany efa manomboka mieritreritra retirety... za alou rehefa feno dia hanangana restaurant kely eny @ plazy, dia asiana bara @ alina... tena kozy ee... le zanany voalohany anie efa 9 taona ee. Dia tsy azoko mintsy, nanina ra niandry hoe 2 na 3 na 4 taona dia nanao zaza manaraka indray fa tsy miandry hoe mitady ho lany atody menaopaozy vao hoe may ah endim-boanjoko... Sady izay le vadiny efa 68 taona ony... tsy manakivy ah alou fa minimum mety haniratsira be le ankizy, maximum mety tsy hahatratra ny anniversera faha 20 taona lery eee....

mais bon, in koa moa ny idirako @ zany e? in ny idiran'i kotiti @ zany? c'est la vie!!

Etc... Etc...

Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra petrole tsy mety voatsentsina efa ho firy andro zao?
Sao dia mba fikafika kosa io? Ilay accident aloha nitranga fa avy eo ny tohiny sao dia mba misy zavatra maloto?

Gaga ihany aho mantsy... 
Lavaka ve dia tsy voatsentsina?

Etc... Etc...
Nametra-pialana ony ny praminisitra japs fa tsy nahatanteraka ny toky  anakiray nomeny t@ praopangady... rehefa valo volana nitondrana fotsiny... za ve no tsy ampy saina sa lery no tena bandy dondrona tanteraka? satria raha @ saina tsy miangatra tokoa moa raha toa ka hita fa misy zavatra diso no natao, tsy ny hoe fiezahana hanintsy an'izany ve no tsara kokoa hatao, indrindra raha hoe mbola malalaka ny fotoana ahafahana manao izany?   Hafa tokoa ny toe-tsaina Japaonay @ ity resaka honeur honeur  ity... marina moa...

Dia... marary indray ny foko rehefa mieritreritra hoe ry ra8 tsy mahalala mametra-pialana raha tsy efa nodorana ny radio sy tele-any... ra tsy efa nalaina ankeriny ny Ambotsirohitra... ry tgv moa angamba raha izay fanomezan-toky sy fampanan-tenana nomena tetsy @ 13 mai sy ny efa teny an-dapa no isaina dia eee efa in-50 tokony nametra-pialana ngamba lery... e e e fa dia nahoana loatra lahy ry taniko no tsy mba mahay maka tahaka ny tsara vita avy any japana ianao? mba samy nosy ihany anie isika ee

Sns, sns... etsetra, etsetra


Hevitra

  1. 06/04,2010 | 05:02
    Reveko ilay "Etsetra etsetra"... Momba an'i Celine Dion > Tena efa mba niezaka ange hono ry zareo e fa tsy mety bevohoka mihitsy ikala...bevohoka ihany hono izy t@ herintaona fa afa-jaza (Oprah interview lol). PS: Za kou mba te ho any @ zany restaurant sy bara any @ plazy izany ry Simp a! Mba lazalazao ihany hoe rahoviana izany ilay no hisokatra lol Oil Spill> No comment lol tsy nijery CNN na vao2 iraisam-pirenena andro sa herinandro maromaro izay... Japon> Lol @ ilay hoe Ra8 sy TGV ahahaha misy sipa japonaise reven'i toi ndray anga any? Yes asian are cute ^_^ (let me specify I mean asian girls and no I'm not a lesbo, I'm just admitting the truth) Farany> Doty, daka, etc sorry any @ Twinny any fa tena vary amin'anana tsy misy hoatr'izany izy ity lol
  2. 06/04,2010 | 12:25

    ka norma be nge ry CD ra tsy mety bevohoka tsony satria ny atody efa antitra moa razoky efa lany bala ee looooollll
    fa incroyable mais vrai kosa ra hoe 9 taona vao nahavita zaza indray ry zala kle... indrindra fa hoe in-vitro :-)
    U're very welcome in my resto-bara... efa ao anaty plan-ko mintsy io refa somary antitra ah genre any @ college ny zazasimps... fa yeah, tsy maintsy ho atao... don't lose my fb mail ;-)
    Sinon, ny sipa aziatika dia manja tokoa fa zany hoe somary tsy ampy metatra looll i'm not picky but let's face it, i want my offsprings to terrorise everyone when they go to school haha
    taloha t@ za mbola nikrosy nisy sipa sinoa kely mery mande be zay fa tena ouh lala she was hot...and def into me... isaky ny tonga hikrosy ao a dia tsy maintsy ao foana izy... na dia hoe tara adiny 1 @ ora fahatongavako aza ah dia mbola hitako eo foana donc soit elle m'attendais soit elle etait superwoman... too bad they demolished the place to build some nonsense building which is not finished until now...

    c'est la vie!!

Leave a Reply