Onitiana Realy, I love you

Published on 09/27,2010

Na dia tsy fotoana tokony hanoratako mihitsy aza izao noho ny zavatra tokony hokarakaraina dia tsy laitra fa nitendry ny solosaina ihany. Vao tsy ampy herinandro akory aho no nieritreritra fa tsy hiaraka @ sipa celebrity izany. Androany anefa dia nirotsaka tamiko ny fahasoavan'A/tra, nahita an'ity interview an'i Onitiana Realy sy ny pasitera Ramino Paul ity aho:

Za alou mbola tsy nanao declaration teto mintsy  fa t@ ity tena potika tanteraka ka tsy aritro intsony. Kay letia eee... Na ny anarany fotsiny aza dia efa manja. Oni moa dia oni, tiana dia tiana, Realy otran'ny hoe Real y   Ny fomba firesany, ouh la la, ilay fomba tsy misalasala fa tonga dia droit au but sy mi-insiste be, just the crazy girl i need. Ny fihetsika, omg, ny bika aman'endrika, oh la la yes, mampte hanoroka be mitnsy ny tanany aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa. Jaloux be mintsy ah @ i Pasteur Ramino Paul, nataony mijalijaly mintsy lery, torture me instead, fait moi mal

Dia izay e, sao dia mba misy makobo anazy lisany. Mba lazalazao azy hoe ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko

 

 

 

 


Hevitra

  1. 09/28,2010 | 06:04

    J'aime!

    (Anjaran'là no mandinika na ilay lohahevitra no J'aime na ilay Onitiana Realy, na ingahy mpitandrina).

  2. 09/28,2010 | 06:06

    Ary raha nametrahan'ny tompony patanty ity intro ity mety efa nahazo kawasaki lehiry ohatr'izay le.

    J'aime.

  3. 09/28,2010 | 09:02

    Sipa mampiongotra sofina reny e lolll

  4. one
    09/28,2010 | 09:30

    Efa misy tompony izy ,fa aza misahirana @ déclaration d'amour ngeza eto e!!

  5. one
    09/28,2010 | 09:47

    Otrany mandrangitra ny olon-tiana ty zavatra soratn'olona ato ty,a!!

  6. 09/28,2010 | 10:03

    Kaotio, kaotio fa mandalo ihany ity fiainana ity e.

  7. 09/28,2010 | 12:04

    Henoy lesy ny kôzin'ny bandy efa voantsongo maharary tany amin'ny sofiny...

  8. one
    09/28,2010 | 15:37

    Na mandalo fotsiny aza ty fiainana dia tsy azo atao @ tsisy dikany fikotiana azy.

  9. 09/28,2010 | 18:13

    ka tsy izany anie ry one fa efa lasany tanteraka ny foko ka tsisy azo atao intsony fa otran'ny hoe latsaka an-drano nefa tsy mahay milomano ee :roll:
    misaotra betsaka @ fankaherezan' ny zoky rayamandreny Hery sy Soara Vo Ben Tanoor, A/tra anie hamaly anareo @ izao torohevitra tsara omenareo izao.
    aza manahy fa za anie bandy bien ee, anotanio anie i DotMG ee?

    ^:^

  10. 09/28,2010 | 18:19

    Fantasme koa izany an ! Hay ve sipa toy izao ny goût an'i toi e ! Hay moa ny écran-ko ngezabe koa, LOL
    Fa zao, jereo tsara ny ratsa-tanany havia anie fa toa efa misy manjelatra kely izany e !!!! ^-^

  11. 09/28,2010 | 19:40

    ka aza tantaraina ze @ tanany havia any fa marary be ny foko ee... amono tena ah an

  12. 09/29,2010 | 02:24

    Ka io fomba fijery io hono dia anisan'ny mampiavaka ny lehilahy sy ny vehivavy.
    Ny mason'ny lehilahy dia tsy mahita afa-tsy ilay tarehy nolokoina manja-maso, ny molotra nasiana lokomena, ary koa ny tratra sy valahana somary boribory.
    Ny mason'ny vehivavy kosa dia mivantana any amin'ilay manjelanjelatra ao amin'ny ratsan-tanana ankavia.
    Kanefa...rehefa tia anie...azo odiana tsy hita daholo izany rehetra izany e...

  13. 09/29,2010 | 12:58

    je me demande, mba mahay mahandro kaly sy manasa lamba ary ve izy iny?

    :roll:

  14. 09/29,2010 | 13:54
    Kdaomba ko otran' mialona e!? maninona zo ny sipa sady taviny no volany otr'zao le! ndry nga skil kely? 'Zay milalao ihany no mahazo re ry simp a, tsy azo kobonina io fa mandoro tsy misy mangata-voa-tehamaina eo akory...
  15. one
    09/29,2010 | 15:58
    Simp!! aza misahirana manontany zany ianao,na lasany tanteraka ary ny fonao,ny olon-tiana ihany no malalan'izany rehetra izany.Marary fo @daholo ny bandy ato ,nefa izy tsy iasa saina @nareo mihintsy.ELLE est fidèle à sa ptt cp M....Ok.
  16. 09/29,2010 | 18:38

    Realisable < aiza ho aiza ilay tokony hialonako moa ? LOL

  17. 09/29,2010 | 19:05

    Simp> Mahay mahandro kaly kosa izy raha izao toe-batany izao no jerena e.
    Jereo koa ny akanjony madio tsara. Donc mahay manasa lamba izy.
    lol

  18. 09/30,2010 | 06:25

    TAIZA IND1 NO MISY SIPA GASY TSY MAHAY MAHANDRO SY MANASA LAMBA E ? TROP LOATRA IND1 IZANY ERITRERITRAO MOMBA AZY IZANY ! MANAMBANY TOVOVAVY GASY IZANY !

  19. 09/30,2010 | 06:54

    SIMP NA IZA, aza misahirana manontany eto na mahay zany izy na tsia? ,efa misy tompony izy ,ary zay ihany mahalala ny vie,elle est fidèle à sa cp ......Manaova déclaration aminy eto kosa anefa @zay tsy marary ny fonareo e!RAHA KOBONINA KOA ANGE MANKARARY,ALEO HIVOAKA DAHOLO.

  20. 09/30,2010 | 11:19

    Kdom,
    zalozy an!
    samy tiako anie nareo 2 ee, kalou fa ra tsy raikitra ny anay dia asiko declaration hoan'i toi indray eto (yes, you heard me, Johary and iza moa le iray? :-P)

    miankina @ le olona kosa alou le hoe manambany sy tsy manambany ee... ny ankamaroan'ny vehivavy ankehitrio izao, ireo hoe emmancipEe sy hoe pseudo-feminista, dia tena mety mahatsiaro ho tena insultee mihintsy ra maheno an'zany hoe
    "natao ho manasa lamba sy mahandro kaly ny vevavy"... enao indray mahita hoe insulte ny fi-assumer-na fa tsy mahay mahandro kaly sy manasa lamba izy... ka inona moa fa dia ca confirme ma these: femme==absurde ;-)

    ary mba manahoana ary izy io ao @ tena fandriana :roll: mety mahatsako an'i rado sy rondro ve? :-)
    mino aho fa tsy insulte izany an :-P

    Soara_VôBen_Tanoor,
    ka izy anie letsy otran'ny nisy nampiakanjo ee... sady mba hoe hiseho tele kosa ve dia ho akanjo nofa no anaovana... mais bon, tsy koi zany ee, ny sipa manja tsy mila manana talenta, sa tsy izany moa?
    ny tena fanotaniana izao dia ny hoe mahay manao gateau ary ve izy io? manao vary sy loaka manko otran'ny mora kely ^:^

    one,
    ka na misy tompony aza izy tsy mampaninona anah ka. Izaho dia mino mafy dia mafy ny @ atao hoe destin... indray andro any tsy maintsy ho tanteraka ny faniriako. Momba ahy i A/tra... dia izay ee. Enao ve tsy mba efa tratran'zany hoe na dia efa manohitra ny hevitrao sy hoe mi-pionter any @ direction opposEe daholo aza ny zava-mitranga rehetra dia mbola mino ihany ianao, ary mahafantatra fa tsy maintsy ho izao no izy?...
    sady ozy i lalatiana hoe:
    avelao aho sy ny fitiavako hiara ho fatyyy
    fa na marina aza izay lazainaaaaaao
    tsy maninona f’aleoko ihany miaritra
    anaty fitiavana, lalina ka avelaaaaao
    ;-)

    ps: rehefa manoratra hevitra enao ka somary elaela vao voasoratra ilay izy dia ataovy copier aloha ilay hevitra, dia ataovy refresh ilay pety (Touche F5), izay vao ataovy coller indray ilay hevitra... dia iny no alefa...
    ra vao somary elaela manko mieritreritra sy manoratra dia lasa expirer ho azy ilay chiffre auth-image eo ambany io ka mila manao refresh mba hahazoana chiffre vaovao indray... ra tsy izany dia lasa spam wazy... mety very, indraindray...

  21. UNE
    10/01,2010 | 12:58

    marary ianao simp,tsy ho azonao na rahoviana izy,ataovy eo foana rediredinao,je n crois pas ton destin...Efa any tompony izy aoka hazava @nao,efa zay no safidiny.Mivavaha mafy @ jesosy,fa ianao hitako mpivavaka koa,monba anao A/TRA.

  22. 10/01,2010 | 17:08

    mampalahelo be za ry une e?

    Santos,
    loray??
    ^:^

  23. 10/01,2010 | 17:08

    mba iza ary izao no invite-ny androany... tsy andriko ery ny hisy ametraka en ligne

    :roll:

  24. UNE
    10/02,2010 | 06:06

    Ie mampalahelo ianao ry simp!ataonao dhl ty rehetra ity fa tsy ho azonao na rahoviana izy,efa manana olon-tiana oa izy.Za gaga @nao lasa adala @ eto fotsiny tous les jours .Lasa malahelo koa zay lany fotoana idecl @foana ianao sans arrèt.Momba anao mandrakariva anie ny tompo.

  25. 10/03,2010 | 18:10

    Simp < sao dia UNE = Onitiana ???????

  26. 10/03,2010 | 21:20

    kdom,
    haha
    mety sarotsarotra ihany ny hoe ahitany an'ity lahatsoratra ity mais bon... iza no mahita tokoa...
    ndeha hatao hoe mpanompon'A/tra sy mpivavaka be izy
    aza zalozy waa :roll:

    une,
    anjely angah enao?
    ^:^

  27. 10/05,2010 | 14:11

    Odry, enao ve maninona e ? Tsy mahalala ny moteur de recherche ? jereo ao !!!!!!!

  28. 10/05,2010 | 15:01

    Kay rehefa nojereko ilay interview nataony tamin'i Manandafy, hay FOZAORANA beuuuuhhhh ny an'i toi !

  29. 10/05,2010 | 15:29

    lol
    tsy koi na fozaorana na zanak'i dada ka...
    fa izy alou mety hoe objective ihany sa ahoana? zay mandalo otran'ny mirehatra doly... izay mintsy ny itiavako azy
    ^:^

  30. 10/05,2010 | 15:39

    vôpirehatra izy tamin'ity ngambany ka ! hi hi hi, izay aho vao nijery !

  31. TKN
    10/05,2010 | 16:34

    asa mety UNE=ONITIANA,KAROHY LALINA FA HO HITANAREO. fa simp oa lasa adala @mirehitra eo fotsiny.

  32. UNE
    10/05,2010 | 16:36

    TSY ANJELY UNE FA OLOMBELONA IHANY

  33. 10/06,2010 | 02:01

    Ahahahaha tara Train ndray za zany lelike ahahahaha tpt be t@ ilay interview lol you know what? I love her too lol

  34. 10/07,2010 | 13:40

    Onitiana Realy marina anie ka mahafinaritra e,
    ilay sipa tsy mankaleo jerena ireny,

  35. 10/07,2010 | 21:03

    hihi
    mitombo ny fan-club haha
    i call dibs ^:^
    za no tonga pre

    :b:b:b

  36. 10/09,2010 | 10:11

    I UNE ko mahasosotra, inona no manahirana andry @zany, eto de miseho milay eto, tsy andry nge no tiavina fa i Onitiana Realy e, ka aza manao mpisolo vava eo , fa avelao izy ho avy eo ilaza ny heviny, tsy misy mahalala izay any aminy any...

  37. 10/11,2010 | 10:04

    Iray sy UNE <

    tsy kobaka am-bava izy ity ry zalahy
    tsy kobaka am-bava nodradradradraina
    fa hirahiran'ireo bandy kely,
    izay mpitendry kabôsy !

    adino daholo ary ireo soso-p
    sorisory mandreraka anao
    adino daholo ary ireo rediredy
    rediredy mandreraka anao
    fa ny zavatra itanao ato e
    de .....

    LOL .... aza mifamaly amin'ny tsy misy dikany no tiako lazaina e !

  38. 10/11,2010 | 11:10

    Ary tsika ty ange ra-Simp toa ... mitovitovy goût ihany e lol.

    Any koa misy bandy iray izay ... Na dia tsy fotoana tokony hanoratany mihitsy aza izao noho ny zavatra tokony hokarakaraina dia tsy laitra fa nitendry ny solosaina ihany izy. Vao tsy ampy herinandro akory zao no nanoratany, ary na dia tratran'ny fahalainana hilaza vaovao aza izy, dia tsy hariny mihitsy ny tsy hanoratra. Fa ny tranga izay fitantarany etoana dia tsy sahala amin'ny tantarain'i simp aloha e hihihi

    Ny tena marina ra-Simp dia izao a : i Onitiana (araka ny fijeriko azy ivelany) dia manana toetra "rationnel" be. Zany hoe : mahay miady hevitra, sy tia miady hevitra, sy mandamin-kevitra.

    Ny olona matetika rehefa rationnel (indrindra fa ny vehivavy) dia tsy dia kizintinjitina loatra, tsy dia mpidongidongy be loatra (non capricieuse), hihihi. Zany hoe ... tsy manahirana lehilahy loatra :). Nefa @ maha-intelligente azy, dia mahay mampiseho charme voalanjalanja koa izy :).

    Asa raha marina zany fijeriko zany hihihi

    Ahoana hoy nareo lol ?

  39. 10/11,2010 | 15:47

    Mbola mandeha nga ny blogn' i toky???,
    Oups, azafady @ simplex fa hs ( tsy kopy @ le resaka eto ny tenanay)

  40. 10/11,2010 | 18:05

    Toky,
    tena mitombo indray ny competition lelika ee
    ^:^

    manja izy eee

Leave a Reply