Stereotypes
Asa ity ra efa hitanareo fa tena tpt be ah nahita an'le izy, ka hoy aho hoe tsy maintsy torahiko ity!!
Tsy inona izany fa ity tranokala nanao saritany Eoropeana, mamaritra ny hoe "fitsarana" sy hoe zavatra tonga any an-doha voalohany mikasika ny firenena ao Eoropa izany: Jereo eto.
*mihomehy anakapo*
Ny tena nanaitra anah indrindra?
* Allemagne: universellement reconnu @ dirty porn (i did not know that ^:^)
* Finland: cellphone makers
* Dutch: toerana fifohana rongony
* Romania: vampira haha... zany hoe t@ Juin 2009 ireo sary ireo fa ra @ zao angamba mety ny hoe Roma gypsies metimety kokoa
* Ny tena lol indrindra: ny Italianina mijery an'i Italia, misy hoe Ethopia sy Somalia ny faritra atsimo:: wtf???
...
Dia mba lasa ny saiko hoe ary ra mba atao i Madagasikara, selon moi zany an... nientanentana mintsy ah nitady saritany an'i Madagasikara. Afaka kelikely teo @ izay vao tonga saina hoe inona marina moa izany no azo lazaina. Toa vitsy kely ny mba zavatra fantako: Jereo eto. Lasa coupable be hoe faux malagasy haha... rehefa dinihana kosa anefa ny tena olana dia ny malagasy tsy mba dia mandende loatra ka lasa hoe tsy mifankahita be ny mponina. Ahoana moa no ahalalako an'ze hoe zavatra mampiavaka ny olona any Betroka ohatra raha tsy mba hoe samy mandende. Eny e, tokony noenarana t@ Jeografia ihany izany alou fa zany hoe tsy tadidy tsony... atao ahoana fa efa antitra ny tena ee hahaha... sady mba hoe zavatra stereotype izany tsy mila tadidiana fa tonga dia ao an-tsaina wazy...
Soa ihany fa misy ny aterineto, mba afaka mifampitantara izay mba fantany ny tsirairay...
Efa nandende/nahita/naheno/mahalala ny avy @ faritra maro eto Madagasikara ve enao? Mba lazalazao kely... tsy voatery asiana sarin-tany an.