Tsssssssssssssss tssssssssssssssttttt

Published on 03/30,2011

Ho antsika somary tsy havanana @ fampandriana adrisa sy fampiresahana ny andriambavilanitra... indro ny hira fikotiana sipa 100% mahomby:

altalt

tena tsy maintsy ho zakako ihany i onitiana realy letia ee
za manana malabary famadihana jojopil bogosy be alt

tssssssssssssssssss tsssssssssssttttttt
alt


Hevitra

  1. 03/30,2011 | 21:17

    toudé hitsirara amin'ny tany i onitiana mahazo an'ity tokoa : babo tanteraka krkrkrkr

  2. 03/31,2011 | 13:18

    Tena poinsa ve io alony sa tsy kle? mety ho ampiasaiko @ kdaomba mantsy LOL

  3. 03/31,2011 | 16:26

    draisssssss
    tsy mahazaka ny lambany mihintsy izy ra mahita an'zao!!
    sa tsy izany ry kdom?

    aza variana na midonaka fa teto doly ny ol no naka :-)

  4. 03/31,2011 | 16:30

    ikalamako,
    mivava ho ahy fa tena mijaly mihintsy ity foko kely mitady an'zao fika rehetra izao ambaboana anazy

    :-)

  5. 04/01,2011 | 12:50
    naika tsy hime aho ry news fa nime ihany an... omany fotsiny ny ny kidoro spaonjy (sy zilé antiballe fakiltatifa) ry simp fa i onitiana rehefa mametraka fanontaniana milay be fa toudé tsoraka beuh tsotra zao an...
  6. 04/01,2011 | 14:18

    ok ...antsoy aho

    (poisson d'avril)

  7. 04/01,2011 | 15:20

    ikalamako,
    efa vonona ny hiaritra ny mafy ny tenako ka
    onitiana a, fait moi mal
    :-)

    ony tian real,
    firy moa le nomerao teo fa tsy tadidiko

    ( )

  8. 04/05,2011 | 05:09

    ikalamako > calme twa fa aza mime be loatra e! LOL

  9. 05/11,2011 | 12:19

    Taraiky ela ry Simpa amin'ny Onitiana realy,fa tsy zakan'ela mandrakizay iny.Fa ataovy foana ny déclaration sao mba misy chance ihany e!......

  10. 05/11,2011 | 13:27

    haha
    tsy manin fa efa nionona ny foko ee
    ^:^

  11. 11/08,2011 | 06:54

    The video is just great and so funny, thank you for posting here. Cazare Praid

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article