Femme parfaite

Published on 09/30,2011

J'ai encore reve d'elle
c'est bete, elle n'a rien fait pour ca
elle n'est pas vraiment belle
c'est mieux, elle est faite pour moi.

Samy manana ny sipa tonga lafatra ho azy moa ny tsirairay ka indro ary androany mba havoako ny ahy tsiambarateloko, oui oui je confesse tout aujourd'hui alt tandremo sao misy zalozy eo an alt

altaltaltaltaltaltalt

Fa tena serieux io an. i Nigella Lawson dia anisan'ny azo lazaina hoe vehivavy tonga lafatra. Nareo mieritreritra hoe i Oprah no tena rola hoe riche, epanouie sy manome torohevitra matotra sy mahafatrapo... kanefa i Nigella dia tena hoe specialista an'ny fandrahoana kaly. Tsy ny fitiavana no lehibe indrindra fa ny kaly niangaliana ho mafilotra. Na tsy tia tahaka ny inona aza ianao dia refa matsiro ny kaly dia mitsiky ho azy foana... Misy mieritreritra hoe "demeaning/sexist" otran'ny hoe manambany ony ny fieritreretana hoe tokony havanana @ fandrahoana kaly ny sipa kanefa hoy aho hoe tsy hisy olona hahavita hanambany ny sipa mahay mahandro izany satria vao maheno ny fofony fotsiny dia efa tara alt za manokana manana teoria kely hoe ny fahaizana mahandro tsaramaso no hahitana hoe sipa milay sa tsia ny olona iray altalt

Faharoa manarakaraka an'izany, fantatrao ve fa efa 51 taona i Nigella? kanefa dia tena hoe she's sooooooooooooooooooooo hot and hot!!! Tsy vitan'ny sipa mahandro kaly sy manao fandaharana momba ny kaly @ tele ny asany, izay marihana fa tena mampatavy ra tsy mitandrina fa en plus hoe efa 51 taona izy dia mbola otran'zao ihany... sady otran'ny sexy be le british accent...  izy no tonga lafatra eee, izay no mahalaza azy.

Dia izay ry tovovavy isany a, ra ohatra ianareo ka mbola mitana be otran'i Nigella @ 51 taona dia tsarovy fa mahazo ny fankatoavana offisialy avy aty @ simp  alt

Mba ho otran'ny ahoana aza i onitiana realy rehefa 50 taona le alt 
ouh la la lasalasa ambiroa  alt

bon weekend,

 

ps: ny lehilahy tonga lafatra ve?
      jereo eto  altalt


Hevitra

  1. 09/30,2011 | 18:33

    Mpijery ny sakafo ataon'i Nigella tokoa aho teo aloha. Fa tsy toy izy izao no itako fa mbola tanora². Raha izany dia mety tsy mifandraika amin'ny sary itanao ny taonany 51 ans lazainao fa misy décalage, satria nanao vidéo bdb momba ny fandrahoana sakafo izy mandeha amin'ny cuisine tv.

    Fa ahn kay izany tsaramaso tsara nahandro izany ?

  2. 10/01,2011 | 09:24

    Hi hi hi ! Sorry for Ted zany fa very ny Nigella-ny hi hi. Efa nahita "Ducky Tie" ?

  3. 10/02,2011 | 20:47

    kdom,

    http://www.contactmusic.com/photo/nigella-lawson-leaving-c-london-restaurant-via-the-back-door-where-it_5708034

    sariny t@ 22 Aout 2011 io...

    ny tsaramaso ve?
    hitanao le hoe sipa belle de loin fa loin d'etre belle ireny izany... tsy mifanahaka ny toetrany sy bikany...
    dia teoriako hoe asaina mahandro tsaramaso izy... arakaraky ny mampatsiro azy no mampa-manja an'le sipa... hoe vadiable sa sipable fotsiny...
    chuuuuuuuutttttt
    ;-)

    pissoa,
    bang bang bangity bang!!
    aza matahoatra na manah... fa ao ambodelah ny zavoka ^:^
    mety hiverina elaela @ saison 7 izy... also, Ted is an idiot if let her go and don't score a proper Nigella afterwards
    ;-)

  4. ;-)
    10/03,2011 | 01:13

    Arakaraky ny mampatsiro an'le voan-tsaramaso ve zany ry simplex ?? kay moa..!!

  5. 10/03,2011 | 14:15

    Tsy ratsy indray ilay sary hoe "femme attendant l'homme parfait". hihihi :-) louuuuuuza

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article