TGIF decouverte

Published on 11/06,2020

resaka tsisy dikany...
au boulot...
tantaraiko...
confinement, t@ 1ere session an'ny corona t@ avril no nahalalana (au sens biblique) ny rap sinoa:

2eme session, @ izay avy eo... isaky ny zoma... mufasa

et pour finir,
DJT jokes

๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

entre pa, lasa otran'ny roman ny fifidianana an'i Bekintana an.
Mbola tsy nanaraka ny fifidianana tany ohatry ny t@ ity taona ity ah. Na t@ Obama 2008 aza, marina fa niarin-tory niandry valiny... fa zao tena lasa manaraka mintsy hoe state aiza sy aiza no mila arahana... inona ny dikan'zany electoral votes... enfin bref, Donald doly no nahatonga an'zany ee ๐Ÿ˜€
Ny tena decouverte hitako anefa dia i Jo Jorgensen. Hoe iza koa ary itony mintan-jiro itony... sady tanora no vehivavy... tsy mba ohatran'ireto anti-dahy anaki-2 mila maka retirety ireto...
Asa, ny mba hany mety hahatsara fiafara an'ity tantara inty nga dia ny hoe: tonga i Joe, hanokatra ny lalana hoan'i kala Kamala yayyyy ๐Ÿ˜Ž

C'est la whaaaaat??

Bon weekend!


Hevitra

Leave a Reply

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article