Wednesday 13 August 2008

Lesbian Pride

 

Nahazo revelation tany @ Aphrodita aho androany hariva: aza atositosika ny omby botry fa tsy fantatra izay hanao kambana. Ity lahatsoratra ity dia antso avo mba tsy hanaovana tosi-boho tanana ireo  vevavy mitia vevavy, mpiarabelona amintsika. Nahoana tokoa moa isika no manavakavaka volon-koditr'ireo sipa ireo ee. Tsy fidiny azy nge ny ho toy izany fa izay no nanaovan'A/tra azy ee. 

Zany eo ihany fa tsapa ihany aloha fa tena tsy ho mora ny fidiran'ireo sipa ireo eo @ fiaraha-monina indrindra fa ny Malagasy.  Ka mba ho fanampiana azy ireo, dia entanina ny lehilahy mba hanambady azy ireo (enfin ny 1 amin'izy ireo zany e). Nareo koa aloha aza manao difficile an, fifanampiana goavana ity atolotra ity.

Ho anareo lesbo aloha dia mazava ny tombony fa tsy hokopy mintsy ny pokona. Ary le bandy vadinareo amela anareo hirevy @ le sipanareo. Marihana eto fa tsy mangala-badin'ol (adulterie)  raha ohatra ka manaiky ny tompony an. Tsy mijangajanga ihany koa satria ny fiangonana/baiboly aza dia efa tsy mi-reconaitre ny fiarahan'ny olona mitovy sexe. Genuis an, je sais je sais, thank you 

Ho an'ny le bandy ndray. Efa samy kopy doly ngamba @ ity olana ara-pitiavana eran'ny tanety ity  isika. Vahaolana faran'izay manja indrindra ny fanambadiana lesbian. Fact: ny ankamaroan'ny mpivady nivadiana elaela dia miodina doly (cf film dramatika rehetra). @ ity ndray mitoraka ity dia sady fantatrao fa miodina izy (officiellement nifanarahana) fa fantatrao koa anefa fa joba no hiodonany any, sady tsy miodina koa izy en fait satria tsy miafina anao ry zareo ee.  Sady poinsa tsy hiteraka zanak'olon-kafa mintsy le ramatoa @ zay.  Zany hoe sady tsy harary fo enao no tsy hisy divorce, an han!!  tsy izany ve no atao hoe ame-soeur eee 

Bonus: live lesbian sex sy threesome, jusq'a ce que la mort nous separe  

Iangaviana ny GVO mba handika an'ity @ teny anglisy fa tena solution optimale hisian'ny fianakaviana sy tokatrano sambatra, fanampiana goavana ity. Adidy tsy an'olon-dratsy lehiretsy  

koa etsy ary ry tovolahy isany: a l'assaut!!

ps: nohon'ny antony hoe, tsy fitovian-jo (eny ambony kianja)  an'ny lahy sy ny vavy moa dia tsy conseiller-na ny fandikana an'ity resaka ity hoan'ny gay (lelah sy lelah)... hahaha  


Hevitra

  1. 0Pervert 07/17,2008 | 04:54

    You 've got a point, man.
    Lesbians are hot.
    Furthermore, they help prevent world population overgrowth.



  2. 1jogany 07/17,2008 | 06:17

    i wish all men were this wise....btw im fond of women myself, they have such a great (useful) body with boobs so nice you always want to grab them.
    hita be fa tena tsy namaky an'ilay loharantsoratra aho satria 1/lava trop be 2/ teny gasy maka lasa adala 3/resaka à la simp efa koy aho

    bisouxxxxx be



  3. 2Lalasoa 07/17,2008 | 09:28

    Resa-dehilahy be ka tsy idirako lalina!
    Mahazoa izay irina aby!



  4. 3ikalamako 07/17,2008 | 10:42

    ka le blem ange ianareo lehilahy efa vitsy an'isa ( en voie d'extinction) - na atao aza hoe "iray an-droa" - mbola misy sipa mihantona ihany :-P, mainka moa fa mbola misy koa ny lehilahy manambady lehilahy ==> voatery ny vehivavy manambady vehivavy ;-)



  5. 4lehilahytsyresy 07/17,2008 | 10:54

    hihihi...
    Tiako be ilay lôjikan' ikalamako.
    Io no mbola nitiavako ny fomba fiaina tamin' ny andron'i Abrahama.
    :-)



  6. 5simp 07/17,2008 | 17:29

    pervert,
    funny enough, u can't see any lesbians in those overpopulated countries like China or India... China maybe but India, God knows, it's like a tabou... people will stone you for being a lesbian :) toooo bad

    jogany,
    wtf
    u know u scaring people here looollll
    also, u need to read this, it's not that long. U have to translate it for the colombian people loooollll

    Lalasoa,
    hihi
    tsy resaka personel ity fa sao dia misy marary andoha eo ndray an :-P

    ikalamako,
    zany anie wa eee
    aleo face-iavana ny realite au lieu de hoe marginaliser-na ry zareo... en plus, tsy misy problema hoe mila atao legale sy koi koi koi manangana zaza sy ny sisa :)

    lhltsrs,
    fa nisy in t@ andron'i Abrahama le?



  7. 6pissoa 07/17,2008 | 18:54

    ... looool beeeee

    u might be right man but unfortunately demography and cinematography do not rule our planet :-P (do they even really have a say around here ah ah ah)



  8. 7ikalamako 07/17,2008 | 19:48

    simp : danz koh le face-iavana (nanao 100 km aho vao nahita ny heviny hoe atrehina) - tsss
    tnh (mindrana an'ingahy DotMG



  9. 8simp 07/17,2008 | 23:23

    pissoa,
    lol
    they actually do :-P
    believe me, when I say, life isn't a fairy tale either ;-)

    ikalamako
    hihi
    nampijaliako ve izy?
    zafady eee rehefa maimaika manoratra dia tsy mahavita mieritreritra be intsony fa ilay teny tonga any antsaina no ampiasaina :)
    in ilay tnh aloha ee?



  10. 9Soafara 07/18,2008 | 15:36

    I just need someone to fuck me Send me an e-mail I am a young girl



  11. 10simp 07/19,2008 | 15:21

    this is so cheesy :-P



  12. 11ikalamako 07/19,2008 | 20:00

    simp : io ilay tnh nataon'i DotMG tao @ pejin'i lalasoa (moa sa iza) = toran'ny hehy.


  13. 12Rajiosy 07/19,2008 | 23:07

    ilay THREESOME no tena mahamaika an'i karilahy !!!! sao dia mba sahobakaka an-karona izany ???? ary miteny angamba ny "inconscient" @ itony "face-iavana" itony fa ny ahy fanas.avana no henoko !!! ahoana koa ilay hafatr'i Soafara izany le, tena saika hanoratra aho fa nihemotra vao nahita an'ilay "young girl"


  14. 13simp 07/20,2008 | 20:24

    ikalamako,
    ah okay
    misaotra ee

    rajiosy,
    ze mahasoa ataon'A/tra ee hihihi
    mbola tanora be ony i Soafara fa tsy hay na inona no tena tiany ho lazaina... adinony le mail :)
    hum hum




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS