Miala any, miala any
Eny e,
Tsy haiko na za somary mpiandry ora farany foana nga
fa feno herin-taona tokoa izay no nidirako teto @ sehatra blaogy. Ny
vokatra moa, tena maha
faran'izay mahamenatra fa tena tsy nisy nivoaka aram-pomba offisialy
hoe iny eny fa mba nisy zavatra nosoratan'le adala be iny tato.