Ladies First
Zany hono ee
Tsy haiko fa otran'ny lasa sauvage be zany ah... nisy razoky, malotoloto, tsy fantako zany mintsy omaly no otran'ny nibedy ahy hoe: "ny vevavy no omena toerana aloha"... Otran'ny tena hafatra avy @ A/tra mintsy ny filatsahan'le izy .
Marihina kosa fa tena tsy mahita ny tena dikantenin'io hoe "ladies first" na hoe "les femmes d'abord" io @ teny malagasy ah. Sao dia mba tsy manaja vevavy aza ny kolontsaintsika malagasy eee? Auquel cas, aza omena tsiny ah fa tena gasy 100%: ny foko sy ny saiko, ny fanahiko fa indrindraindra ny toetrako
Resaka fotsiny fa sao misy tezitra eo ry vehivavy malagasy an . Tsy hoe pure machisme akory fa ny bagazy galenterie-ko mintsy no nihena faran'ze kely. Zatran'le manala azy sy manao humour etsy sy eroa ity dia farany lasa tena jiolamboto tanteraka . Lasa ihany ny saiko hoe sao dia tokony hanao resa-dehilahy otran'le kozin'i ra-jentl atsy ary tsika, na debat national mintsy hahaha
Ladies first, manaiky aho