Happy Festive Season

Published on 12/04,2008

 

The Lord is My Shepherd...

Efa manakaiky tokoa ny noely ka dia mba mitodi-doha @ tompo e. Tsy ny kilalao ihany moa (elikoptera ho anah )  no tena iandrasana aminy fa fahasoavana eo @ fiainana, indrindra ny aram-panahy. Matoky azy tokoa isika, ary modely soa fianatra ho antsika ny  vavaka sy fiderana nataon'i mpanjaka Davida: ny mpiandry ondry tsara

Tonga tao @ boaty mailaka anio ary io vavaka (sa tonon-kira moa io e?)  an'i Davida,  somary moderna ary nadika ho antsika @ izao taon-jato faha 21 izao. Resaka tsy misy dikany ary tsy mampihomehy mihintsy fa raha toa ka mitsiky ianao na mihomehy mihintsy aza dia misaora an'A/tra:

The Lord is my Operating System, I shall not hang. He makes me to boot  normally without errors. He loads my routing table with cool links; he  restored my path. He routed me to the server of righteousness, for His  domain sake. Even though I browse hackers's sites, I will fear no attack,  for he is my Firewall. Thy antivirus and Intrusion Prevention System, they comfort me. Thou preparest a link before me in the presence of  time-outs; thou connected my links with fiber optics. Surely solid  connection and replies shall follow me all the period of my pings. And I  shall telnet from the server of the Lord for ever and ever. Amen

Dikan-teny frantsay: ataovy eto

Tsara tokoa, io no mba vavaka ampianariko an'i  baby IBM(*) rehefa sendra mitady ho kivy izy   efa ho olomasina mihintsy izaho ity raha izao no mitohy (read: Masindahy simp)

Ho samy tratry ny Noely sy taom-baovao daholo ee... mirary fety sambatra ho antsika rehetra.

 

 

 

(*) zanako lahimatoa, zokin'i fialam-boly

 


Hevitra

Leave a Reply