Is r8 Cool??

Published on 04/22,2009

 

Raha mbola mitavozavoza @ fanaovana absurdite  politika ny tgv dia tsapan-dra8 kosa ny lakile an'ny fandresena @ tolona.  Tsy inona izany fa ny fanaovana ho bandy milay.

Taloha nieritreritra lery fa tena antitra loatra raha hanao an'ity kozy ity dia nomeny an'i Ivohasina ny toerana hoe io less mba amboary e.  Rehefa hita fa tsy nahomby io zandry io vao tsapany fa momba azy A/tra.  Nanomboka nohalavainy aza ny volony.  Firy taona no nahitana  an'i ra8 fa izao izy vao nanao coupe milay. Tsy ho ampiadrasina ela intsony ianareo mpamaky fa indro ny newly improved ra8 2.0:

 


 

 

@ izao fihovana manotrokotra izao ary dia manome soso-kevitra azy ny tenako. Tokony mampiasa gesta teknika ihany koa izy.  Maromaro ihany ny azony hatao fa ity no hitako mety aminy dia ny I love You  sign.

 


 
Misy miteny hoe mariky ny devoly io kanefa jereo fa ny mpandresy rehetra dia nampiasa azy doly:

 

 

 

 

 

Ra mampiasa an'io lery tena poinsa ny fandresena. Ambava omana ampo mieritra ;-)

Tonga miaraka dia fanombohana, miara-tonga no fahombiazana.

 peace out,

 ps: mande ny tsaho fa kely sisa dia hiblaogy/facebook/twit lery... wait and see!


Hevitra

Leave a Reply