Atolotra hoan'ny Ray rehetra, tanora fa indrindra ny antitra
Published on 06/19,2009
Somary NSFW, tsy tsara jerena any ampiasana
, @ maridrefy eo @ fiaraha-monina malagasy...
Mba ho cadeau @ fetin'ny ray dia miangavy ny renin-janany rehetra mba haka-tahaka an'io tovovavy io @ alahady ho avy izao. Ataovy en mode ralentie mintsy an ![]()
Dia manina moa ra atao mandava-taona mihintsy ee, soa fianatra manko ![]()
![]()
Bonne fete papa
![]()
ps: ny zanaka moa dia miaraka @ le hoe "ito izy ry dada a", dia ampy ee ![]()
