Qui Maçon?
Mihomehy irery ah eto ampanoratana an'ity hoe kiiiiiiiiii izany ve no ataoko titra eto lelike? Toa tsisy fiovana mintsy, efa 2010 anie zao ee?? dia misy feo kely mibitsibitsika (devoly sa anjely??) ao anaty lohako ao manao hoe "et alors?" ka hoe nisy nirary soa hoe hitombo fahendrena... "an? za hirara"
Tsy izany fa nianjera fanindroany iBema ee. Efa notantaraiko moa t@ izy nenjera voalohany? hoe ambony ambany mintsy lery fa mbola velona tsara sy mande doly. T@ lahady ary nianjera fanindroany lery, hatr@ zao aloha mbola tsy fantako ze tena antony nampianjera an'lery tao fa tena kdooooo doooooooo doooooo be le izy. Tena tsy nahateny ah, hoe tena izay no nataony lelika eee. Efa nanomboka nidobodoboka be ny foko, veloma lesy baby, t'etais un mec bien...
Kinanjo, kinanjo wa, kinanjoooo... miracle mon ami... (fahanginana kely)
mbola velona soamantsara lery sady mande daholo ny zava-drehetra... na dia hoe misy vaky kely eo @ lohany... ouh lala, zao vao tsapako fa bonne investissment kosa iny an woooooooooooo hooooooooooooo!!
Diso anefa aho. Aza maika ny hisioka refa mbola tsy tafavoaka ny ala. Nisy zavatra very ary tsy tafaverina t@ laoniny. Tena diso fananatenana tanteraka aho fa tsy mbola nisy loza otran'ity. Eny, na ho tondraky ny tsunami aza i Madagasikara ka ho faty ato daholo isika mianakavy dia mbola tsisy loza otran'ity ihany. Anikeo maraina ah zany, akory ny hagagana fa toa tsy tao intsony ny JAMES BOND Collection-ko? fa loza inona ity re ry lanitro o???
klou klou e, haiko fa hisy hiteny hoe "n'importe quoi" ndray eo zao... zao: collection manomboka hatr@ Dr No ka hatr@ Quantum of Solace anie izany ee... dia tsy haiko mintsy hoe iza no nikitikitika tato na in no adalana nataoko t@ ity fa dia eee marary be ny foko... tena miangatra kosa i A/tra kle... Ny tena loza dia mety za ihany no namafa an'le izy ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiin je veux ma mamaaaaaaaaaaaaaaaaaaaan!!!
Relax, hijery backup aloha. Poinsa misy bandy akama manana tsin... sinon, heavy download @ alahady ... @ st valentin ony, you should spend time with your loved ones chuuuutttttt
Zay aloha fa mikatona indray ity cyber ity. Misy soratra hoe rarana ny mirediredy mihoatra ny adiny 1. Tssssssss tsy rariny mintsy, tsisy zavatra mande @ ze lahoriny @ ity taona ity. Bonne annee doly aloha ze mbola tsy voalaza e.
Siora siora an,
ps: androany moa no nanomboka ny Buzz an'ny GooGle,, hifaninana @ twit sy fb zany... dia toy izao ny status an'olona hitako voalohany indrindra:
Hi, My name is xxx, ........and....... Google is stoopid
(sorry Google, dont wanna hurt your feelings....but first Wave,..... and now this.......get a real job)
hu hu hu