Earth Hour
Sucks!!!!
Ny ora ho an'ny tany moa dia ilay hoe mamono jiro doly ny kil mandritra ny adiny iray... mba ho fiaraha-mientana sy fanairana @ Global warmin izany...
Otran'ny nahafinaritra le izy t@ herin-taona... fa ra atao abonnement isan-taona kosa otran'ny tsisy fiany tsony kle... tena kozy eee... tokony mba hoe 10 min na otran'zany fa adiny 1 be zao ve... ny mpangalatra izao efa miandry tohana fotsiny hoe tonga indray ilay ora natokana ho antsika...
Sady izay otran'ny mitady ho "bulllshit" le resaka global warmin satria ze aleha rehetra t@ ity taona ity otran'ny frizy be tsisy otran'zany doly... sao dia mba global freezing aza no tokony ho izy...
Manginy fotsiny ny hoe iza marina moa izany no tena cibler-na @ ity kozy ity ee? ny G20 ve? tsy efa mazava ve ny teniny hoe: ecoutez ca ma colomne vertebrale?? sa isika no tena dondrona tanteraka ka tsy mahalala ny hoe efa tsy tiana?
asa izany...
Ps: tsy natao hankarary fo an'zay mandray anjara @ ity kozy ity moa ity lahatsarotra ity fa mba hilazako fotsiny hoe tsisy dikany sy cause perdue le izy eee... tsy tia zavatra monotone ah sy ny hoe olona mandefa sms hoe vonoy ny jiro... sa va pas la tety?? :b:b:b