With my body I thee honour
Published on 04/29,2011
rehefa misy mariazy ireny moa dia ozy foana ilay mpivady vao ho an'ny pokona celibany hoe: soa fianatra ee... manaraha ny dianay ee...
Dia rehefa avy nijery mariazin-dra-william sy kate ah dia ity no mba tena notadidiko ,ilay teny nataony t@ izy nampiditra an'le peratra hoe: "With my body I thee honour"
hay, saika adinoko... tadidiko koa hoe tsy nanao peratra ingahy rainy...
soa fianatra moa izy teo