Get the fako out of here!!!
io no teny fitenin'ny ramatoa @ rangahy rehefa @ maraina hoe: seria a, mba avoay kely ange ny zaordira azafady eee
tsy izany fa mihomehy irery aho mahita an'le resaka hoe judgement day. Hoe @ sabotsy ony ny tena fara andro
tsy te hiteny ah satria finoan'olona moa le izy tsy tokony hitsara sy otran'zany... misy ny olona mino fa manana "fahamasinana" sy "divine" ny omby
dia rehefa niheritreritra kely ah vao saina tonga hoe kay manja be le sipa mino ny omby... ka hoy ah hoe @ sabotsy ny fara andro? aza mba vendrana fo ihany wa
dia vao mia saina tonga ah hoe ary ra tena @ sabotsy tokotrany moa? omg, bedabe ny zavatra tiako natao fa tsy ho tratra intsony... ohatra: french kiss onitiana realy
on ne sait jamais an, na dia kely aza ny probabilite mety tena @ sabotsy tokoa ny farany... eritrereto kely anie hoe in avy izao ny plan noeritreretinareo hatao @ sabotsy?... c foutu
tsy manakivy ny sasany ah... @ le efa manomana rekonesansa party... zoma hariva falibe, sabotsy maraina: good things never last ozy i A/tra in your face!!
izay vao azoko ny nataon'i DSK... t'as raison mec!!
dia izay ee... kopy doly ny tanjon'ity lahatsoratra tsika an: akipio ny maso mandritra ny elaela dia tadidio ny hoe nofinofintsika faran'izay nofy hatrizay sy hoe tena faniriana lafatra indrindra, tanteraho izay radem
oui, fantasma no tiako tenenina
ny anah moa ny faniriako hatrizay dia ny mba ho prezida an'ny planeta tany (sy oniversa) sy ho olo-malaza indrindra eto ambonin'ny tany
ny tena tanjon'ity lahatsoratra ity izany dia ny hoe: rehefa avy mamaky an'ity enao, yes enao you, enao wa, enaaaaooo dia mba mikikiaka kely ny anarako
siiiiiiiiiiiiimp!!