what if... clean slate
Raha izao moa no misy olona hilatsahan'ny fanahy masina dia manao operation alqaeda any @ Gaborone... asaina mody any @ ray doly ireto mpanao politika manirikiry sy "good for nothing" ireto
Tena kozy eee, misy occasion otran'izao ve hoe tafaraka @ toerana iray ny mpambotry firenena rehetra? tsy mino ve enao fa mety ho tsaratsara kokoa ny raharaham-pirenena sy ny hoe hoavin'ny taranaka raha manjavona ry zareo ireo?
Tsy misy an'izay lonilony hoe iza no nanongana an'iza. Iza no tsy tia an'iza. Iza no hatahorana @ fifidianana. Iza no mpiady seza sy mpangoro-karena. Iza no mpamadika palitao... tena hoe atomboka madiodio hatr@ voalohany mihintsy ee... directoira militaire egyptian style no manangana ny firenena... en tt cas, olom-baovao sy tsy dia manana passE negative loatra no miaraka manorina ny firenena vaovao...
Tena marina ee y en a marre an'le fivoriana tsisy dikany sy famahana krizy tsy hivaha... ovaina ny equation dia miravona ny tantara... clean slate...
Reveko be ity hira ity... ary in-3,25 fotsiny io no nande dia voasoratra ity rediredy ity... tsisy edit... kely sisa an dia ho tratra ny tanjona an... awesoome!!
tadidiny ianao eyiii ayyy ho tadidiny ianao eee
taaadidiny enao io ndray way leanaa ho tadidiny enao ee
tadidiny enao ooooooo ooooo tadidiny enao eee
taaaaadidiny enao ie ie eeee humm hum huuuummm
ps: !doty