Dit ma poule?!
Mba inona wa ny hifandraisan'ny sipa sy ny akoho ee?
Jereo anie fa isaky izay tenim-pirenena dia matetika ny slang hoan'ny vevavy dia ny anakiray @ ireny tsy maintsy misy hifandraisany @ akoho foana ee? ohatra hoe poussin, chic, chica... ra tonga any @ firenena iray enao ka te hahafantatra ny hoe fomba filazan'ny tanora ny sipa milay dia fantaro fotsiny ny filazana ny akoho vavy na akoho kely fa tsy maintsy marina iny ary na tsy marina aza dia kopy wazy ze resahanao eo, ary manomboka eo dia izay ndray no ho fiantsoana azy... ny an'ny gasy moa tsy dia misy miantso laotra hoe akoho fa hoe refa mampiaraka enao izao dia misy miteny hoe "mitarika",, kanefa inona no mitarika fa tsy ny akoho ve?
Ny lelah ve izany akoholahy ee?
Tsy izany mintsy anefa no nahatonga anah hanoratra eto
fa nahita an'ity sarina vola diman-polo ity ah izany,, dia hoe an han, itony izao mbola mahazo mofo gasy,, mokary taloha fa zao mofo gasy sy ramanonaka sisa... dia nojereko ilay vidiny tao @ e-bay,, atao lavanty moa le izy fa ny fanombohana ozy nareo? $7 (vakiana hoe seven F.cking dollars!!!!!)
izao ve no atao hoe capitalism sa in??? ra ohatra ka 2arivo ariary ny dollar iray dia 14000ariary izany ny vidin'io fara fahakeliny!! vola dit-ma-poule io an, firy pourcent izany ny marge beneficiare??
inona no antony mampahantra antsika?
???
bon weekend,
-s.