Chill God, chill!!
Nieritreritra ah hoe... fa manin wa i A/tra no midongy hoe ho tompoina ee?
mankamasina ny andro alahady ee
aza manana A/tra hafa afa tsy za eee...
asa, otran'ny hoe zaza mitady attention izany lery
hoe tsy mahatsiaro tena ho "sambatra" ra tsy mba reconnaissiavana fa izy no tout puissant...
kanefa otran'ny mifanohitra @ le hoe tout puissant izay
satria otran'ny hoe manana fahalemena kely ihany
hoe manana doute nga sa in no mila hoe valider-n'ny vahoaka
dia hoe insecure ve i A/tra?
Le izy hoe manafay sy otran'zany tany @ testamenta taloha mihintsy no tsy azoko
hoe tezitra i A/tra??
manana sentiment izy zany??
euh...
sa hoe tena marina fa mila ny fitiavan'ny vahoaka izy
ra tsy izany dia mihena ny pouvoir-ny...
sinon, mety ho satan take over the world...
tena kozy ee
ra hoe A/tra cool izao tsy koi aminy izay tsy mirara anazy any
fa hoe ho latsain'ny karatra eo izay tsy manisy sirany...
encore mieux, ny olona hoe tsy mampiditra A/tra eo @ fiainany
manana vie descente sy hoe "humaine"
tsy vita batemy et autres rituels d'eglise
in no tokony ho blem an'i A/tra @ izany??
Oh my GOD, i just realized
God can't be God without people
ra tsisy ny olombelona dia... tsy ilaina i A/tra
dia izay no mody hi-brandisser-ny an'le fara andro a tt bout de champ
kay lery no matahotra fa tsy hisy mpitia
i'm just sayin