Kitra, Nofinofy Malagasy
Tsy vitsy, hoy aho, ny efa very fanatenana @ ity lalao baolina kitra an'ny Malagasy ity.
Siora aho fa raha anaovana sondage io tena poinsa 80% isan-jaton'ny
Malagasy no tsy manisy sirany izay vokatra mitranga @ lalao
hifanaovan-tsika any intsony fa samy miara mionona hoe tsy haka "lesona" indray ve e . (tohiny)