Friday 05 December 2008

Tojo anao: Alicia Supremacy

 

Mbola ao anatin'ilay effet an'ilay sekre faharoan'i DotMG ihany koa. What if...  inspirE  toan'i lapino aho. Cool Alicia, ilay tiako, tojo anao aho.

 

Tojo anao aho ka dia mirana,
Afa-po fa tsy hosahirana;
Hitady naman-kafa intsony,
Satria ianao dia fiononana.
Nihaino am-po ny fitarainako,
Nahatsapa ny fanaintainako;
Nampisy lanja indray ny fianako 

Jereo eto Wink
 

Tojo anao aho ka dia mirana,
Afa-po fa tsy hosahirana;
Hitady naman-kafa intsony,
Satria ianao dia fitiavana.
Nampahatsiahy, ny hadisoako,
Indrindra tamin'ny namonoako;
Fitia nitoetra tao am-poko

Jereo eto Laughing

 

Tojo anao aho ka dia mirana,
Afa-po fa tsy hosahirana;
Hitady naman-kafa intsony,
Satria ianao dia fanantenana.
Na tsy fantatro aza ny androko
Na mbola ho lava be ho andriko
Hiandrandrako ny fiainako.

Jereo eto Cool

 

Bonus: Jereo eto

amen 

 


Hevitra

  1. 0simplex 03/10,2008 | 23:29

    Tsy mande le "tag" ka tsy afaka apetraka directement eto le video. Araho @ le jereo eto...

    ankafizo

    ;-)



  2. 1ikalamako 03/11,2008 | 00:06

    what if...tena mitombina ilay vidéo voalohany, lol
    Vao vera iray dia lasa Miss Univers izao tontolo izao...
    manja kah ! mdrr be



  3. 2DadaRabe 03/11,2008 | 01:09

    Dia ahoana 'zany ? Voatery hampiakatra vera ?

    mampihomehy ireo vidéo



  4. 3lap 03/11,2008 | 03:41

    Tiako ianao ka tiako
    Ianao no fifaliako
    Ianao no nofidiko
    Satria ianao no tiako

    Jereo eto :-)



  5. 4DotMG 03/11,2008 | 11:56

    Dadarabe> I Aziew aloha mbola tsy nanao ahy an'ity e!

    http://dadarabe.blaogy.com/post/588/4366



  6. 5simp 03/11,2008 | 12:14

    ikalamako,
    iray vera kosa ve ry ise d isy dikany in :-P sao d mba whisky kosa zany kle :)

    DdRb,
    chin chin e

    lap,
    loooooolllllll
    ...
    Before we get down to love
    Before we get down
    I just gotta finish this level...

    mampamangy any @ Alicia xbox... ah la la

    DotMG,
    Aziew ve dia hiady vitana @ i Alicia e. Justement, natao hamanpy @ olana @ i Aziew i Alicia, na d hoe i Alicia ihany aza no nampisy ny olana hahaha
    tsy zakan'ny saiko :)



  7. 6maintikely 03/11,2008 | 14:23

    chacun son Alycia.

    Ho an'ny vehivavy re mba inona no Alycia e????



  8. 7simp 03/11,2008 | 15:29

    maintikely,

    * touche pas a ma telecommande
    * touche pas a mes fleurs
    * ...
    ze metimety aminao @ reo :)



  9. 8pissoa 03/11,2008 | 21:58

    ha ha ha !

    ilay faharoa io ve tsy hoe voa-get rid pour de bon mitsy na de sipa tia labiera aza kle, lol.

    simp : ny bandy ihany aza no tompon'ny telecommande koa, hi hi :(



  10. 9simp 03/11,2008 | 22:10

    "I love how you dance for me
    (But could you) move a little to the left baby
    I can’t see the TV"

    le tele no ilainy fa tsy ilay telecomandy loatra ka ;-)



  11. 10jogany 03/12,2008 | 04:45

    soa ihany fa tonga tato an-trano i MAC mon mec....zay vao niverina ny égalités des sexes satria ny console moa au féminin...comme LAbiera



  12. 11simp 03/12,2008 | 11:27

    :)
    ary i PC ve lesy feminin sa masculin ?
    tsy manakivy an'i DotMG ah fa mety lelah ny Alicia-ny hahaha



  13. 12lap 03/12,2008 | 17:26

    Alicia hono fa sady tsy Alan no tsy Goliath ko :-P



  14. 13maintikely 03/13,2008 | 12:46

    fleur ve letsy! tssssssss
    tsy ny vevavy retra no tia fleur izany! pissoa aza bebex no tiany :D

    Télécommande zany tsy atao mampiady, raha tsy hoe wii anga :-P



  15. 14ikalakely 03/13,2008 | 16:55

    héhéhé tsy ratsy indray reto



  16. 15simp 03/14,2008 | 11:00

    lap,

    ka tsy ny anarana no mitondra azy. Misy ny Mihaja vehivavy, dia misy ny Mihaja lehilahy ;-)

    maintikely,
    enao ve mbola tsy nahita vevavy sarotiny be @ vonikazo?? oayeee sao d lelah enao hahaha

    ikalakely,
    ;-)



  17. 16jogany 03/14,2008 | 18:33

    fahitako azy ny geek lahy hotrany romantique be zany ... nefa ny geek vavy (un peu) bebex, sigara sy jean be...oui mec




Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra









 authimage

Copyright © 2005 Fialam-boly - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS