Bretton Woods
Vao niainga aloha ra-Wolfowitz dia hoe olombelo-tsy akoho sy olombelo akoho, to be or not to be...
Nanara dia @ zay ra-Strauss-Khan vao kopy ny pokona. Hay izay no tena tanjona goavana ao @ ireto toeram-pamonjena ireto...
Miangavy anao ry feminista hanome fanazavana fanampiny. Mamy ny miaina sa manakaiky ny fara andro? Tsy misy resa-bola izany fa fahasoavan'A/tra, love is business...
Dia hoe hikarakara fikaonandoha ony raZaorza sy raSarikao @ ity olana nationaly ity. Asa fanatsarana ny tanjona ho "olona telo" mintsy angamba no tetikasa hitodiana...
Izay tsy nitia taminareo, no aoka hitoraka azy ireo... Zoellick o, mihetsiketsika enao baina a!
Tanindrazana, Tolo- piavotana, Fahafahana... moa ka tsy izany va?
Tsy azoko l'ty ny rediredin'ialahy androany a!
By DontoMG on 10/21,2008, at 13:30
hahaha
nieritreritra post mitovy @ zao mihitsy za androany :D hoe aiza moa no hisy raha hanjary fa ny deban'i FMI sy BM mitsy no manondrana. Sa ireo institutions ireo no mahatonga izany? Asa anefa... Za tsy hitorabato fa mba lasa saina fotsiny :)
Sendra nitovy ny tadidokanga
PS: kely loatra ny police @lé commentaire
dot: tsy ratsy indray ilay dontoMg an
By maintikely on 10/21,2008, at 14:21
dontomg : 'zah koa tsy mahazo hihihi
By Tokinao on 10/21,2008, at 19:53
zah koa manampy isa ny donto tamin'ity indray mitoraka ity !
By ikalamako on 10/21,2008, at 22:41
Tsy izany fa lasa otran'ny ataon'zala toerana fanaovana "affaire" sisa ny institutions de bretton woods ee :)
tadidiko tampoka fotsiny nisy prof izay zany sonE mintsy razoky fa hoe ny sipa ekonomista gasy ony manalabaraka, ilaozany mampiaraka @ vazah fotsiny ao @ BM sy FMI... mihomehy irery fotsiny ah hoe hay mampihatra an'le culture d'entreprise kay ry zareo... izay mintsy ny politikan'le trano fiasana hahahaha
crizy financiere kosa io kanou... atao izay mety :lol:
By simp on 10/21,2008, at 23:29
Tokinao, ikalamako, simp> Mbola donto ihany hatramin'izao e! Tsy kôpy an'lé contexte mihitsy. Fa nisy attouchements entre samy patron d'entreprise ve tany @ trano famanizana sa????
By DontoMG on 10/22,2008, at 07:39
ny tena efa donto mbola ampian-dr'i simp resaka intello be manadala : i Wolfowitz sy Stauss-Khan toa samy lehilahy ; i RaZaorza sy RaSarkao toa samy lehilahy nefa lery any amin'ny feminista no mangatam-panazavana : ny krizy finansiera ve no olombelo tsy akoho ? boh !
Tsy maninona fa ho azoko vetivety ihany io rehefa hazavainy maharitra eto kah...
By ikalamako on 10/22,2008, at 09:51
ilay antsoina hoe "pipi mahafinaritra" no mody lazainy fa olombe-tsy-akoho eo ?
izaho anie efa nilaza hoe raha vao manatona ilay vehivavy ka tsy manatsa-dranjo ny zipo ary mihanjahanja ny tratrany dia tonga dia atao hoe "miaaaala @ anaran'i jesôsy". raha ohatra moa ka mi-insista izy dia angamba i J mihitsy no nandefa azy ! resaka resaka fa ry zalahy bôgôsy tahaka an-dry simp angamba no tena tratran'izany fa izaho hatramin'izay niasa dia tsy mbola nisy nanatona na ny kodiny aza.
Rjs mialona be an'i simp
P.S. i Zoellick anie tsy dia bôgôsy ka tsisy risika e
sady tsy afaka mandalo any @ etazy misy azy angamba ny ekônomista gasivavy fa raha tsy izany dia tao ny tranony !
Asa vaovao : mitady eunuque (ionoka) na lehilahy-mirevy-lehilahy atao DGn'ny FMI
By Rajiosy on 10/22,2008, at 19:52
DontoMG,
lol
any tokoa moa no toerana fanombohan'izy io o? haha
ikalamako,
hay ve e,
faly manenjika lelah fotsiny nefa vao "mahazo ny ahoana enao amiko" dia tsy mahatan-damba na dia mazava fa ho 2eme bureau aza. Dia mbola hoe ny lehilahy tsy maintsy mapirafy foana ve? sa hoe ny vevavy tsy mamela lelah mintsy? :-P
rajiosy,
lol
sao dia tsy mitory teny tsara ela no mahatonga an'zany? :b:b:b
fa ra lelah-mirevy-lelah no DG an'ny FMI ka mbola misy skandaly ihany dia hoy aho hoe misy ny ody fitia hahaha
By simp on 10/23,2008, at 16:07
Sisiny ankavanana ambany amin'ny bannière e !
By Rasoa on 10/23,2008, at 19:12
Rasoa,
euh
manin tsara a?
tsy azoko :)
By simp on 10/23,2008, at 21:30
Jereo ny bannière-nao etsy ambony dia vakio izay nosoratanao eo @ io toerana nolazaiko io re !
By Rasoa on 10/24,2008, at 08:08
bannière : ahoana izany ra-simp ?
izay voa mihilana :-)
By Rajiosy on 10/24,2008, at 11:51
looooooooollll
ary le hoe s'amuser serieusement e :-P
By simp on 10/24,2008, at 17:59