What's Up Bro?
Nareo vehivavy ireto tena tsssssssssssss... sady efa mahazo safosafo no... mahazo coup double ![]()
![]()
![]()
Izao izany le hoe vadin-joky kilalaon-jandry an ![]()
![]()
sa hoe fitiavana madio
Toa tsy azo ho everina ho vitan'ny malagasy ny toy izao o? ngamba dia tsatoka antsy no hiafarana
kanefa mba mahantra ihany koa isika
Dia aleo tsy asiana resaka fivavahana fa sao misy mamoaka toko sy andiny koa eto. Asiantsika an'ilay hira iny hoe mifankatiava ihany ra mbola velon'aina... bisou bisou @ zay ![]()
![]()
@ anaran'i Jesosy, mialaaaaaaaaaaaaaa ![]()
kanefa tokoa moa tsy mpirahalahy ao @ tompo avokoa ve isika? ![]()
zay vao tena tsapako ny fahendren'ny Ntaolo :b:b:b
bon week-end,