2008, Two Thousand and Cake

Published on 01/01,2008

 

Tratry ny taona eeeeeeeee
 

Faly miarahaba antsika mpiblaogy rehetra tratry ny taona eee. Ity misy firariantsoa voaraiko ary tena nahafinaritra ahy, ka mba ampitaiko amitsika rehetra:

" Ho ampoky ny soa sy ny sambatra isika rehetra @ ito taona vaovao ito ka samy hahazo izay tadiavina sy hahefa izay hatao. "

ay,

naika adinoko ny nanazava an'le tenin'ny tanora:

  •  2006: two thousand and fix, manamboatra, manarina ny tsy nety t@ taon-dasa.
  •  2007: two thousand and heaven, paradisa ity, izay no fanatenana.
  •  2008: two  thousand and cake, manjamanja ary matsiro toy ny mofo mamy.

 Mirary soa eeeeeeeeee Wink

 



Hevitra

Leave a Reply