Sarin-Dahy Tena Izy
Renjekaky o! misy manonofy ratsy mintsy zao mahita an'io sary io an sary mix io fa tsy tena izy akory ka aza taitra...
Lasa ihany ny saina hoe, eto @ ity tany ity, azo eritreretina hoe misy tokoa ve ny vehivavy manana volo eo @ tratrany?
Asa, a priori aloha misy ny vehivavy misy volon-tongotra (efa nahita ah), misy ihany koa ny vevavy misy volom-bava (efa nahita kou sady masera ny ankamaroany ), saonjo iray lohasaha tokoa izy ity ka tsy ilaozan'izay mamarara.
Eny e, mety hoe normal izany satria tsy fidiny ilay izy ary izay no nanaovan'A/tra sy ny gene-n'ny RAD azy. Fa tsy hay ny tsy hilaza hoe misy vevavy manana vatan-dehilahy ihany kou izany!! Tsy resaka macho ity fa za manokana aza tena tsisy volon-tratra an. Mandehana nge @ ireny forum-behivavy ireny fa ahita ny tsy fahita any e!
Hoy ity tovovavy iray:
Alisy o,
Novalian' i Alisy moa izy fa resaka hormona tokoa @ ankapobeny no mahatonga ireny ary nolazainy ao ny fikafika vitsivitsy (jereo eto).
Ie, ka inona moa zany fa dia mitombo iray indray ny antony hanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana . Oops, mahita azy miboridana manko e . Jerijereo ihany ry zala fa sao dia yeti ny ho vadiana...
Aleo averina @ zay Lindsay fa manjary simba ny image-ny any andohanareo any: jereo eto