... Mitady Sipa Virjiny...

Published on 01/14,2009

 

Tonga dia misy sonnE be ndray zao eo an.
Efa hoe tsy hiresaka virjiny intsony aho @ ity taona ity. Tsy manaja vehivavy hono izany. Ny tena marina efa niezaka ny tsy handefa bolongana mihintsy aho hoe @ ity volana ity. Toa herim-po very maina anefa izany, tena tsy vitako ee. I can't help it, you're close to my heart!

Namoaka fanambarana tamiko indray ny birao foibe an'ny A/tra  fitiavana anio. Nandeha be teto @ aterineto izy ity ka mety efa ho hitanareo fa lazaiko ihany mba hanamafisana ny hoe manajara ireo virjiny. Satria nahoana?

Noho ny hoe  ny vevavy virjiny iray dia mitentina $3.7 Million USD, jereo eto (telegraph). I ramatoakely Natalie Dylan dia nanao lavanty ny fahadiovany hoan'izay manome vola be indrindra. Mba hamatsiany vola ny fianarany moa no hanaovany izany. Olona 10.000 be izao no nandray anjara.

Dia hisy hiteny indray hoe sipa mivaro-tena dia hindraindrain'la eo? Marina aloha izay eee. Kanefa @ izao andro hoe manenjika virjiny izao doly ny bandy eran'ny tanana, sy ny hoe tsy maintsy ho tsy virja intsony ihany indray andro any, tsy aleo ve mba asiana tombony kely? Ny zokiny vavy aza moa, nanao cox nandritra ny 3 herin'andro vao nahangona vola hianarany. Tsy aleo mba indray mande fotsiny dia efa ampy? Sady @ izay mba tsapanao tanteraka hoe tena nahaleo ny sarany ny vidiny. Toy izay bandy tsy anin tsy anin, frimeur sy be zesta ary mpanenjika zipo no omena an'ilay tena vonikazo..

Ny tiako hahatongavana dia hoe asa ra tsapanareo virjiny fa tsy latsaky ny $3.7 million USD izany ny vidinareo. Tsy hoe amidy akory nareo fa mba manambony morale. Indrindra hoan'ny lelahy hoe, nda handoa 3.7 million kely aloha androany hahaha. @ izao krizy ara-bola sy ara-toekarena izao, sao dia mba tokony hiditra @ izay bizina izany ary isika?  Tena jiolamboto mintsy ity za ity an. Ka mba eritrereto kosa hoe tovovavy 1000 fotsiny izany dia ampy hamatsiana ny MAP? ianareo tovovavy mintsy no hoavin'ny firenena eee.

Laingako zany an. Na mivarotra aza nareo aza atao hoe hamatsiana fianarana. Izay manko ilay hoe "stripper myth". Ataovy hoe satria ze tiako ihany io, j'assume. Izao rehetra izao no milaza koa fa tsy hoe toe-tsaina nilaozan'ny toetrandro izany resaka virja izany. Na ny bekintana izay anisan'ny tena jiolamboto aza tena manome lanja an'ilay kozy. Ka hoy ah hoe raiso toy ny investissement ny "fanananareo", ampiasao any @ bizna mampitombo azy. Dia ho tonga @ tanjona iriana, eny antanin'ny sambatra.

*love our time today*

 


Hevitra

Leave a Reply