Define "Vahoaka"
Vahoaka:
Vahoaka-cide means, slowly loosing:
raha toa ka misy olona mampiasa hery @ Vahoaka, dia resy wazy izy zay. Satria mpamono vahoaka.
Who should use vahoaka:
Izay tsy manana hery na tsy mahafehy na tsy afaka manome baiko (intsony) ny miaramila/polisy/zandary... mba ho mpandresy.
How to use vahoaka:
mba mangala-tahaka izay efa nampiasa azy taloha ihany koa... atangorona eny @ 13 mai (na toerana hafa) dia tsy miala eny ra tsy miala ilay mpampiasa hery... atangorona eny @ trano fipetrahana na toerana tsy tiana hidiran'ny mpanafika.
Does ra8 read my awesome blog?
he should, cos he doesn't know what he's missing over here... free crisis counselling, 100% waranty, of political stalemate success...
Tsy aleo ve ampiasaina @ izay ny vahoaka... satria otran'ny mivadika ny rasa... jerena kely ra hitifitra vahoaka ny boay kely na ahoana... dia mety ho akatony koa ny radio mada/mbs o? mody asiana vahoaka eny Iavoloha, Ambotsirohitra, Mahazoarivo... Eny @ 13 mai koa tsy adino, sa eny Ambatobe mintsy izao no tena tsara o? hummm dictateur sy mpadroba ary mpandoro tanana moa, sa inona tsara ilay toerana iadivana eto?
What about, tgv?
ra tsy te hitovy @ ra8 izy, izay sarotra inoana tokoa, dia tsy hanao mitovy @ ra8 raha toa ka hataon'i ra8 io voalaza ambony io... dia tonga dia ataovy eny akaikin'ny Ambatobe ihany koa ny pompier fa ra tsy voafehin'lery koa ny azy mety simba doly ny fananana... Kolokoloy tsara fotsiny ny vahoaka hananana ary tohizo ny tolona satria,
What if... vahoaka mampiasa hery @ vahoaka:
Io no toro-lalana ho @ fampandrosoana ny tanindrazana. Sa tsy izany moa ilay hoe fihavanana malagasy.... (!doty dotmg)
Define ady an-trano:
Zavatra hitranga eto @ jungle country afaka fotoana fohy raha toa ka tsy tanterahina ny fifampiresahana... ra tsy hoe tsy mamaky ity torolalana ity nga i ra8
Cherry on top of the cake:
il descend de la montagne a un cheval... ra total chaos ve eto, ka mamerina miakanjo ny uniforme amiral izy, hisy miaramila sahy handa ny baikony ve eto? plus, ny ankamaroan'ny be grady rehetra mbola an'lery doly... ceci dit, je commence a croire q'il n'est si mal que ca
Still, there is Hope:
ra izay no mitranga... mbola azo ampiasaina ny vahoaka
Amen
Tag3: I'm sooooo cynical/sarcastic, at times
jiolamboto sy ratsy toetra be za fa zany hoe somary miafina fotsiny ilay izy satria... asiana intellizansa kely ny fampisehoana azy... mety misy fahendrena ihany anefa izany... zany hoe ra tsy azonao ny tiana lazaina dia tsy maninona ihany koa satria tsara toetra aho izany hahaha... rehefa miteny ah zay hoe "interesting" na mikitika ny volom-bavako na mody serieux be mintsy miteny/manao zavatra dia efa kopy enao
Voatagy: rajiosy, mba ampenaro ny zanak'ela lesy ireo definition voalaza ireo a... miasa ra te ho prezida sy te hijanona ho prezida
ps: tsy resaka politika ito an!!
pps: avereno hatao ny toro-marika voalaza ato, dia ento any ambanivohitra... mety ho ilaina ato ho ato