soa fianatsa
Published on 05/03,2015
Ampahatelon'ny billionaires ony dia tsy nande/nahavita teny Ankatso. Zany hoe bac ny diplaomany.
Tsetsetsa tsy aritra:
- Aza mandany andro manao fianarana ambony: 32% tafita
- Nahoana ary no mahantra i Madagasikara, i Afrika... Ny marina kokoa ngamba dia hoe: nahoana no tsy bedabe ny billionaire eto @ tanana?
- Misy ny asa tena ilana fianarana ambony. Ohatra hoe: Chirurgien... otran'ny tsy tafiditra ao anatin'ny isan'ny billionera anefa ry zalah
- Aiza ho aiza ny toerana misy ny: ody gasy, dadaRabe, maso be tsy mahita... ny mpams... sy ny fahaizana tena authentika Malagasy sy Afrikanina. Sao dia mba any ny vahaolana??
Ra ovaina hoe karazana toaka sotroana @ izay ary ireo karazam-pianarana voalaza ireo... dia mety ho ahoana re ny tohiny e? Maha-billionaire ve ny fisotroana THB?
Mampatsiahy an'ilay mpampianatra anay izay: momba ny statistika!
Zany eo ihany fa ra te hanan-karena, tsy aleo manao politika?
Ho ela velona anie i Madagasikara tsy mandohalika!