Maty ah mama aaaaa
Marary be ny foko!!
noho ny antony mazava @ adilahy politika tsisy dikany eto @ tanana
dia hita fa ny vahoaka foana no lasa victime ary mijaly farazan'ze zokiny... mino marimarina ah fa ra hoe @ zao no hoe voaheloka ny hilanja hazofijaliana miakatra an'ny Golgota i jesoa, tena poinsa misy bandy kely hi-bizna hoe taty entiko fa omeo roan-jato ah ![]()
zany eo ihany fa ny tena mamparary ny foko indrindra dia ny hoavy politika an'i Onitiana Realy
fa nanin ary i onitiana no nidikizo nanao ministra eee
@ izay minisitry rajao ![]()
![]()
bon, tena somary tara train kely alou ny bandy tsy kopy hoe hay lasa ministra i malala ra tsy efa elala ![]()
tena ouinnnnnn be mihena be ny chance koi que lasa nihena be kou ny sexinessn'ikala vao nanao minisitra izy... hotness scale: 12 lasa 6 ngambany asa ra mbola mafiloha izy ao @ governemanta dia mba azomina 9 fa ra lasa manaiky baiko sy lasa toutou an'i rajao dia ee veloma lava: -2
Dia izay ee, manao antso avo aho:
fa dia nahoana loatra lahy ry mpanao politika no miady lava toy izao. Vola bedabe azo zaraina eto @ tanana
ka tsy aleo ve mifanaraka ee... ny hasahiranan'ny vahoaka malagasy anie eo ihany ee, in tokoa ary moa no idiran'ny mpanao politika @ hoavin'ny firenena? voasoratra ao anaty lalampanorenana nga fa izany no asa sy tanjona hoan'ny mpanao politika?? ![]()
fa dia ho vitanareo ve ny hanao tsinotsinona an'i Onitiana?? sa dia ny hampijaly ahy eto @ ity fiainana ity no tena tanjonareo?? za nge falibe ra vao miverina manao invitE du zoma izy ee ![]()
Hamarako azy, mba tsy hisian'ny hoe be kritika tsy mitondra vahaolana, hoe ee deba, ra8, tgv, and now rajao, foana ny tsisy ilana azy sy fototry ny olana eto @ firenena... dia indro averina eto ny vahaolana fara-tampony, avy any an-danitra,
*Fidio Maihol*
Dia izay eee, ny hendry ihany hono no anarina. Ka atsipy ny tady antandroky ny omby, atsipy ny vilia vaky
@anaran'i jesosy!!
rombo rombo rombo
![]()