A Nos Actes ManquEs
Dia efa manakaiky sahady ilay ora farany... Faly sahirana satria tonga ny fety kanefa toa mandindona ao antsaina sahady ny hoe mihaantitra ihany ah letia e...
Dia miverina ao an-tsaina indray... hoe inona tokoa moa ny mba tiako ho natao t@ ity taona ity e? Na dia najanona tokoa aza moa ny fanehoana @ fomba offisialy ny lisitra ny ezaka @ taona vaovao dia tsy maintsy nasiana lisitra secret (mi-rouler rrr refa mamaky an'io an
) kely ihany. Toa otran'ny tsy nahavita 10% an'izany akory san a...
Dia mandefa fisainana kely... toa mba nahatsapa tena ihany teny antsefatsefany teny hoe aleo mba miezaka @ ity taona ity eee. Kanefa indrisy... voaozona...
Dia hoe tsy hiteny ratsy intsony @ ity taona ity? odoie, saka manatody e (tsy ho teneniko ny tohiny
)... ny naloaky ny vava toa tsy niova ny habetsany fa ny noeritreretina tany antsaina nitombo avo roa heny...
Dia hoe ahena antsasany latsaka ny fotoana hiseraserana @ aterineto
zao vao tena tsapako ny anton'ny hamalian'ny tovovavy hoe: "zany an", ny tovolahy manao hoe "an an"...
Dia hoe tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto... ra manam-pinoana ianao ny hazo maniry ary ho voabaiko hoe mandehana any an-dranomasina...
Dia isaky ny mifoha @ maraina dia hoe manatena aho fa androany no fanombohan'ny fiovana... kanefa toa mifarana toy ny isan'andro ihany izany. O ry lanitro o, inona re ity ee? tsapako fa tokony hiantso ny anaran'i jesosy aho. Misy jesosy ve any @ orthodox? otran'ny mafinaritra ahy manko ny volombavan'zala ireny
Dia nahita ny nosoratan'ingahy Theophilusman, ilay tia an'A/tra... misaina be koa nge ilay zalahy ity zany e. Be thankful, be grateful ![]()
Dia hoe nda hirediredy kely aloha fa toa nafinaritra ihany iny taona iny kty...
Dia nalahatra ny playlisitra, hira tiana indrindra @ ity taona ity hametraka an'lay fitiavako ny 2008-- ambiansa re a... lasa izao... nandinin-tena ary efa nivonona ny @ hoe "tsofy rano aho raiko fa nanota"... nanokatra ny fitaovam-panoratana...
Dia nahita tampoka fa mbola nisy mitady virjiny ihany. Kay letia e
tsy kopy mintsy ah noho ny antony hoe tsy mandefa imailaka tsony ingahy
blaogy.com tato ho ato hoe hay mbola misy mi-coms ihany ity olana
nasionaly ity... efa lasa sahady ny saiko... toa efa nampiana hoe sipa
agnostika indray no tadiavina... aleo @ 2009 fa tena kamo ah ![]()
Dia nanoratra lava be teto... fa notapahana rehefa hita fa lava loatra... ny tiana hambara fotsiny dia lany lainga fa toa fiasco tanteraka iny taona iny... ![]()
Dia hoe aiza kosa eee... tadidy tampoka ny hoe notorahan'zala kiraro ra-zaorza (lehilahy tompondakan'ny tanjaka eran-tany
)... fa tsy nahavoa...
Dia izay vao tena
tsapako ny tena zava-dehibe vita tsara t@ ity taona ity, dia ny: "tsy
nahavoa tain'akoho" fantatra @ sary hoe ![]()
![]()
na koa ny zaza kaody :b:b:b

Dia @ herin-taona indray ee
Hi hi hi, miala any indray i simp a !
Hatraty io taona paok'aty io e ! Amin'ny 31 zao vao mody hoe hanapoaka hono hanao fety be fa eeee, toa au lion d'or ihany no farany ! Fa mba efa kely sisa aloha dia hoe perfecto ny lemon cake e ! Efa tsy dia may be loatra yayyyy. Omen'i 2008 an'ito fotsiny : :b:b:b
:b:b:b
By pissoa on 12/29,2008, at 20:39
fa tena mbola nahatratra ny farany ary hanomboka ny vaovao kle ! God thanx fa ho hita eo ihany ny tohiny.
By ikalamako on 12/29,2008, at 23:47
bonne annee ;-)
By simp on 12/30,2008, at 16:00
Manaova fety sambatra, 31 sy 1er, ary bonne année daholo :-)
By mangamaso on 12/30,2008, at 16:24
tsika rehetra eee
By simp on 12/30,2008, at 16:29
Manaova fety sambatra daholo e :)
By Tokinao on 12/31,2008, at 14:30
wishing you a happy new year.
By pakysse on 12/31,2008, at 16:32
tsiaron'ny fahiny : mivory ny lakilasy, bandikely daholo. tokony ajanona @ izay leisy ny tenin-dratsy. valiny : nareo anie efa lazainaP hoe be loatra le tenindratsy LLN fa mbola manohy foana ry KDHVn'ireto tsy mitsahatraP foana, mba SBV e !!!
jesosy da shoa, satana da... kddr
tratry taona leisy ra-simp a
P.S ary amin'ny herintaona euh ity taona ity avela hiala sasatra @ izay ilay emoticons fa sao dia be loatra !!!
By Rajiosy on 01/02,2009, at 13:36
tratrin'ny taona simp, d efa hoe aza mi desert zany fa iza tsony no hihomehezana vao maraina eto raha tsy misy mpananihany otranao tsony, asio tenin-dratsy fa tsy koi lol
By ikalakely on 01/04,2009, at 10:49
samy ho tratry ny ho avy doly isika rehetra ee :)
ho tratra ny tanjona kasaina ;-)
By simp on 01/05,2009, at 19:20
Dia tratra daholo ihany e ! Toa kivy be i Simp izany an ! Azaa siana fahakiviana fa ataovy izay mety e ! Ny ahy aloha dia tsy avelako ho poak'aty izany fa tsy maintsy hisy zavatra tsara ho vitako, izay no tanjoko na dia mbola tsy fantatro ary ! Hiezaka hatrany hanatsara ny fainana fa tsy maintsy hisy ny ady sarotra n'aiza n'aiza haleha. Il faut positiver Ra-Simp a !
Tena ilainao ity :
"BONNE ANNEE AVEC TOUS MES MEILLEURS VOEUX"
By Kdaombaramita on 01/06,2009, at 13:04
Tratry ny taona e d mirary soa bedabe
Seize the day man ;)
By ariniaina on 01/09,2009, at 16:28