I Told You So
Tsy mihomehy loza aho aloha mba tsy hisy hiteny hoe ratsy toetra koa ity simp ity an. Manaraka ny fandehan-javatra ara voajanahary isika, araka ny efa voalaza. Koa izao ary, araka ny maha tsara fanahy sy olona faran'izay tia tanindrazana ary tia mpiray tanindrazana amiko dia atolotro anareo en eklozivite ny vahaolana mahomby @ izao setrasetran'ny tany izao.
Jungle Country
Dedicated to those who came before us,
To those who walk this journey with us,
And to those who will follow.
May we learn from the successes and failures of our ancestors
as we try to lead the way for generations to come...
Tantsaha Wannabe
Asa ianareo raha mba toa ahy fa izaho dia mieritreritra lava hoe diso kariera. Zany hoe tsy mahatombotsiraka no tena marina e. Ze ataoko rehetra otran'ny tsy tiako doly... te ho kosmolojista hanadihady ny niforonan'izao tontonlo izao ee... hianatra ny fiforonan'ny olona sy ny dinaozoro ee... toa efa lany andro @ zavatra hafa ny hatanorana vao tonga saina hoe diso lalana ah letia ee. (tohiny)
... Mitady Sipa Virjiny...
Tonga dia misy sonnE be ndray zao eo an.
Efa hoe tsy hiresaka virjiny intsony aho @ ity taona ity. Tsy manaja vehivavy hono izany. Ny tena marina efa niezaka ny tsy handefa bolongana mihintsy aho hoe @ ity volana ity. Toa herim-po very maina anefa izany, tena tsy vitako ee. I can't help it, you're close to my heart! (tohiny)