Rado

Published on 09/16,2008

 

"Tsy Maintsy mipoaka ny tako-bilany"

Poeta malaza tokoa izy, ary betsaka ny sangan'asany kanto dia kanto, fa io no tena nahatsiarovako azy. Ampahan'ny tonokalo nataony teny @ kianjan'ny 13 May, fony nitolona t@ 2002...

Mandria ampiadanana.

 


Hevitra

Leave a Reply